VISITE EXPERT CIRAD – Projet DIABE

Durant le mois de novembre 2022, une visite terrain a été effectuée dans la commune d’Ambongamarina et Anjozorobe District d’Anjozorobe par l’expert en sylviculture et l’expert en Système Agro-Forestière (SAF) au sein de la CIRAD. L’objectif a été de voir l’avancement de l’activité de production des jeunes plants des pépiniéristes travaillant avec le projet DIABE. Durant la visite, des recommandations et suggestions ont été apportés par les experts.
Nandritra ny volana novambra 2022 lasa teo tao amin’ny kaominina Ambongamarina sy Anjozorobe – Distrikan’Anjozorobe dia nisy ny fitsidihana sy fanaraha-maso izay nataon’ireo manampahaizana momba ny ala sy ny ala vadim-boly avy ao amin’ny CIRAD. Ny tanjona tamin’ny fitsidihana dia ny hijerena ny fandroson’ny asa famokarana zanakazo eo anivon’ireo mpamokatra zanakazo miara miasa amin’ny tetikasa DIABE. Nandritran’ny fitsidihana dia nisy ny fanatsarana sy toro-marika izay nomen’ireo manam-pahaizana izay nasaina notanterahina ireo mpamokatra zanakazo.