PROJET HAVELO – Champs Ecole Paysans

Le projet HAVELO a entrepris la réhabilitation du puit d’Andaboly à Antanimora Sud, offrant ainsi aux paysans bénéficiaires un meilleur accès à l’eau pour leurs cultures et améliorer leurs productions. Les bénéficiaires vont semer à partir du 15 au 20 Novembre 2023 pour les cultures : Maïs, Sorgho, Manioc et archides.
Ny tetikasa Havelo dia nanao asa fanarenana lavadrano, tao amin’ny fokontany Andaboly Antanimora Sud, ny tanjona amin’izany dia ny ahafahana mahazo rano izay antokin’ny fambolena ho an’ireo mpisitraka ka mba ahazahoana vokatra betsaka kokoa.Manomboka ny faha 15-20 Novambra eo no hanaovana ny famafazana ho an’ny voly Ampemba, katsaka, Mangahazo ary voanjo.